Teny iditra manampy trotraka
Singan-teny manampy ; trotraka
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa. [2.470]
2Nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16