Teny iditra manankarena
Singan-teny manana ; harena
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana
Mitovy hevitra: komohina ~ mpanalina ~ mpanarivo ~ mpanefohefo ~ mpanjato ~ mpanontany ny ory ~ ngetroka ~ tremalahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2]
 (manan-karèna) to be rich [1.7]
Fanazavàna teny frantsay (manan-karèna) être riche [1.8]
Ohatra 
1Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao. [2.366]
2Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna! [2.499]
Tovy hevitra komohina ~ mpanalina ~ mpanarivo ~ mpanefohefo ~ mpanjato ~ ngetroka ~ tremalahy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16