|
|
|
|

Teny iditra1  manan-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] afaka hahatakatra hevitra mora foana; na mora mahay zavatra ianarana
Ohatra  4  [1.38] Olona manantsaina sy fahazotoana no tadiavina ho amin' izany raharaha izany.
5  [2.996] Aoka hihaino ny hendry, dia hitombo fahalalana izy; ary ny manantsaina, hahalala torohevitra feno fahamalinana,
Singan-teny  6  manana, saina
Mpanahaka  7  malady saina, kinga saina, haingan-tsaina, matsilo saina, mahira-tsaina, malala-tsaina, lava oroanana, marani-tsaina, mato-tsaina, manam-panahy, tangolo-tsopaka, lalin-tsaina

Fivaditsoratra  8  amintsanana, anamantsina, manan-tsaina, masin-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/04