Teny iditra | manao fialan' olon-kendry | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miala moramora manaja tena raha misy fifandrozanana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Savoir se retirer avec prudence et habileté [2.415] | |
Singan-teny | manao fialana ; olon-kendry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |
![]() |