|
|
|
|

Teny iditra1  manao ny halako bika tsy tiako tarehy
Singan-teny  2  manao, hala, bika, tsy, tia, tarehy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] entina milaza fiangarana noho ny tsy fitiavana, ka raha vao ilay tsy tiana, dia lazaina fa ratsy sy diso na dia tsy izany akory aza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07