Teny iditra | manao rarangy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1] | |
Tovy hevitra | mamely rarangy ~ mikatroka rarangy | |
Teny fotony | manao, rarangy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |
![]() |