Teny iditra |
Mandiavato
(dia, vato)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Ohatra | Nisy ankizy mpianatra avy any Mandiavato nanofa trano tao akaikin' Antanisoa, tao Antanambao.
[2.356]
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -19.0833333, 47.0166667
|
Haianarantany | mandia,
vato |
|
Teny iditra |
Mandiavato
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandiavato [3.1]
|
Voambolana |
Singan-teny | mandia ; vato |
|
Teny iditra |
Mandiavato
|
Sokajin-teny | anaram-poko
|
Fanazavàna teny frantsay | Caste de Hova peuplant le territoire d’ Avaradrano-Nord-Est
et qui eut leur chef-lieu à
Ambohidrabiby
[1.11]
|
Ohatra |
1 | Mandiavato, Ambohitrabiby no renivohiny.
[2.528]
|
2 | i Mandiavato no mivoha varavarana hidirany.
[2.588]
|
|
Voambolana |
Singan-teny | mandia ; vato |
|