|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandroboka
Fototeny  2 roboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandentika, manatsoboka, manasaika, manasòka, ao anaty rano: Tsy mahay mandroboka landy ao anaty rano-nato aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to plunge something into water, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 plonger dans [1.3]
11 plonger dans l'eau, flotter [1.8]
Mpanahaka  12  manasaika, 13  manasoka, 14  manatsoboka, 15  mandentika, 16  manitrika, 17  manoboka, 18  mitaona
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 20  mandroboka
Fototeny  21 roboka
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  27 [Antambahoaka] mampirisika [1.78]
28 Mambosy, mitaona, manambitamby hanao zavatra: Ianao ve, ry Dadatoa, no handroboka ahy hanao zavatra toy izany? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  29 cajoler, séduire [1.3]
30 séduire [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22