|
|
|
|

Teny iditra 1  miantomboka
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Rafitra: Niantomboka niasa izy raha vao avy nokabarin-drainy
9 Miandoha: Miantomboka amin' ny herinandro ambony ny ririnina [1.1]
Mpanahaka  10  Miandoha, 11  mitehina, 12  mitsidika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22