|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mihodahoda
Fototeny  2 hodahoda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miambatrambatra na miakanakana rehefa miteny [1.1]
Mpanahaka  9  miakakà, 10  miakanakana, 11  miambakambaka, 12  miambatrambatra, 13  miboredika, 14  mikodadaka, 15  Mikodedika, 16  mivakavaka

Teny iditra (2/2) 17  mihodahodà
Fototeny  18 hodahoda
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihodahoda [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  20 midohadoha, mihodahoda, mihodahodà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19