|
|
|
|

Teny iditra1  miray hina
Singan-teny  2  miray, hina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be of one accord [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  être d'accord, unir ses efforts [1.8]
Ohatra  7  Tsy dia niray hina loatra. [2.366]
8  ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. [2.245]
9  Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! [2.270]
Mpanahaka  10  mikambana, mitambatra, mivondrona, mifanampy, mifanohana, mifanohantohan-tsy ho lavo, mifanakona, mifarimbona, misalahy, mifanao valin-tanana, iray tafasiry, iray kondokondo, iray donak' afo, iray fileovana, iray erik' andro, iray petsapetsa, iray vezovezo, izay iray vatsy iray aina

Fivaditsoratra  11  amihirany, marihinay, miray hina

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10