|
|
|
|

Teny iditra1  mirazorazo
Fototeny  2  razorazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miraviravy misy miromborombo betsaka [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo, mirozaka

Fivaditsoratra  10  mirazorazo, mirozaroza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20