|
|
|
|

Teny iditra 1  miraviravy
Fototeny  2 raviravy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihantona, mikiramborambo: Tapaho io hoditra miraviravy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to hang down [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être suspendu, pendiller [1.8]
Mpanahaka  11  mihantona, 12  mikiramborambo, 13  mikiraviravy, 14  mikirazorazo, 15  mikirombaromba, 16  mikirozaroza, 17  mikivilivily, 18  miramborambo, 19  mirazorazo, 20  mirozaroza, 21  misahondrahondra, 22  mitarozaka, 23  mitarozaroza
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe miraviravy
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miraviravy, 26 miviravira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22