|
|
|
|

Teny iditra 1  mirazorazo
Fototeny  2 razorazo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miraviravy misy miromborombo betsaka [1.1]
Mpanahaka  9  mikiraviravy, 10  mikirazorazo, 11  miraviravy, 12  mirazorazo, 13  mirozaka

Fivaditsoratra  mirazorazo, 14 mirozaroza

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22