Teny iditra misarona (sarona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano
Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany
Mitovy hevitra: mibofoka ~ mibonoka ~ mifonoka ~ mikobona ~ mirakotra ~ misakobona ~ misalobona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To have a lid on, to be covered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être couvert, se couvrir [1.8]
Ohatra Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misarona, misaro-
Ny lasa : nisarona, nisaro-
Ny hoavy : hisarona, hisaro-
Filaza mandidy : misaròna
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra misaròna (sarona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misarona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04