Teny iditra (1/2) | 1 misarona |
Fototeny | 2 sarona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to have a lid on, to be covered |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être couvert, se couvrir |
Ohatra |
7 [2.470] Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro. |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mirakotra, mibonoka, mifonoka, mikobona, misakobona, misalobona, mibofoka |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny misarona io |
Teny iditra (2/2) | 16 misaròna |
Fototeny | 17 sarona |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misarona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] |
Fivaditsoratra | 21 amorisan, amosiran, isaronam, misarona, misaròna, namorisa, namosira, nisaoram, norasaim, ranomasi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |