|
|
|
|

Teny iditra 1  mitakoko
Fototeny  2 takoko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe
9 Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. [1.2]
11 to squat; to sit disconsolately [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 s'accroupir; avoir une posture attristée [1.8]
Mpanahaka  13  mamokaiky, 14  mandoroka, 15  mangetoka, 16  manjokaiky, 17  manjonitra, 18  manjoretra, 19  mijakoko, 20  mijakoretra, 21  mijamoka, 22  mitokiky, 23  mivokaiky
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 mikotoka, mitakoko

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22