|
|
|
|

Teny iditra 1  mitaraina
Fototeny  2 taraina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io
8 Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe
9 Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao [1.1#728]
Fanazavàna teny anglisy  10 to complain; to call out asking for help [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif: Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) [1.3#684]
12 se plaindre; crier au secours [1.8]
Ohatra  13  Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka [2.472#17]
14  Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko. [2.508#]
Mpanahaka  15  be taraina, 16  mibabababa, 17  mikoinkoina, 18  mikonaina, 19  mimenomenona, 20  mitoretra, 21  mitsikoinkoina
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitaraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22