Teny iditra mivarotra omby anaty ambiaty
Singan-teny mivarotra ; omby ; anaty ; ambiaty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mivarotra zavatra tsy fantatra akory [1.1]
 [ manao varotra omby anaty ambiaty ] Mivarotra zavatra tsy aseho eo anatrehana akory fa lazalazaina am-bava fotsiny ny mombamomba azy [1.62]
Fanazavàna teny anglisy To sell an ox among the shrubs; fig. to cheat in trade. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24