Teny iditra | 1 miverina (verina) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao? 4 tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e! 5 mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela! 6 mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy 7 manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany! 8 miherina: Miverina indray ity ny lohataona! 9 mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3] |
Ohatra |
11 niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin) [1.3] 12 tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 manangatra, manody, mifotitra, mimpody, mitampody, mody |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny miverina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |