|
|
|
|

Teny iditra 1  mivonto
Fototeny  2 vonto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitombo ho lehibe, ka mafimafy raha tsapaina na tsindriana; mibontana: Mivonto ny handriny
9 Mitombo habe noho ny aretina, mibibaka, mibinabina: Mivonto ny tenany
10 Mibontsina: Mivonto ny hoditra rehefa alona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to swell up, to puff out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 s'enfler [1.8]
13 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13]
Ohatra  14  raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48#126]
Mpanahaka  15  mibokitra, 16  mibonabona, 17  mibontana, 18  mibontsina, 19  mivohitra, 20  mivozihitra, 21  mizihitra
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mivonto
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22