Teny iditra | 1 mivozavoza |
Fototeny | 2 vozavoza |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy zatra na tsy mahay ka mitahontahona sy mikaviavia raha manao zavatra: Zaza mivozavoza (fiteny matetika kokoa ny hoe mitavozavoza 5 dondrina, votsa, tsy kinga, tsy mailaka, vandrehaka [1.1] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 9 mitavozavoza, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mivaikavaika, mitsivaikavaika, mitahontahona, midrahodraho, mikaviavia, mitonendrina, mitandrantandrana, mitsikondrikondry, miveravera, mitaveravera, mivenaka, mitanandranandrana, miampanampana, mitondrendrena, minahonahona, mitsiredareda, mivanenaka, mitoantoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |