|
|
|
|

Teny iditra1  moron-tsiraka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  tany an-tsisin-dranomasina [1.1]5  sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  bord de la mer [1.3]7  côte littorale [1.13]
Ohatra  8  Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499]
9  Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471]
Tovy hevitra  10  moron-dranomasina
Singan-teny  11  morona, tsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23