| Teny iditra | 1 mpitory teny ~ mpitoriteny |
| Singan-teny | 2 mpitory, 3 teny |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Jereo koa mpitoriteny.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'orateur, le prédicateur
[1.3] 7 prédicateur [1.66] |
| Ohatra |
8 Dia novakin-dRasamioelina mpitory teny amin'Analakely ny taratasy
[2.59#311]
9 Andriambelo sy ny mpitory teny sasany dia isan' izay nifanerasera tamiko indrindra [2.649#227] |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mpitoryteny |
| Fivaditsoratra | 11 mpitoriteny, Mpitoriteny, mpitory teny |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/11/06 |
|