Teny iditra | ny toky fitaka, ny atao no hita | |
Singan-teny | ny toky fitaka ; atao ; no ; hita | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny fanomezan-toky nety ho fitaka ihany, fa ny asa atao no tena azo ianteherana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |