|
|
|
|

Teny iditra1  ranadahy
Singan-teny  2  ry, anadahy
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
5  Teny fanajana
Fanazavàna teny malagasy  6  Anarana anajan' ny vehivavy ny lehilahy iray tain-po aminy: Miandry andranadahy eto aho fa ho avy hitsidika aty, hono, izy
7  Iantsoana ny vadin' ny zaobavin' ny tena koa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  an appellation of respect used by a sister in addressing her brother, or by a woman in addressing any other man than her father, husband, or son. See Anadahy [1.2]
9  brother, a respectful term of address used by woman [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  frère, titre respectueux employé par une femme [1.8]
Ohatra  11  Nahoana kosa izato ranadahy, no toa lasalasa vinany? [2.499#]
12  ny mitovy taona mifanao ranadahy sy ranabavy, ary ny mielanelana kely mifanao razoky sy razandry. [2.296#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24