Teny iditra (1/3) | 1 rangahy |
Singan-teny | 2 ra-, lahy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 antidahy hajaina [Taisaka]
[1.78] 5 Anarana iantsoana lehilahy efa baba taona ho fanajana azy: Lasa ilay Rangahy nipetraka teo ambonin' ny dabilio vato [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 an old man. Used as a respectful mode of address. See Ingahy [1.2] 7 an old man, the head of a family (sometimes joking or derogatory ) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 Vieillard, Monsieur; terme respectueux dont on se sert à l’égard des vieillards, et par extension, à l'égard des personnes honorables [1.3] 9 le chef de famille, le vieux (parfois ironique) [1.8] 10 monsieur (terme respectueux pour homme adulte) [1.5] 11 dans les royautés antankarana, représentant autochtone du souverain à l'échelle villageoise [1.414#223] |
Ohatra |
12 rangahy nitoriteny iny ve no evanjelistra eto amintsika ankehitriny? [2.324] 13 Lasa any an' ala, hoy ilay rangahy lehibe. [2.472] |
Voambolana |
14 Teny fanajana |
Mpanahaka | 15 andriamatoa, ingahy |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Teny iditra (2/3) | 19 rangahy |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 Anarana omena ny sakoivy rehefa mby hiofo ho monany izy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 nom donné à la larve des hannetons, lorsqu'elle est sur le point de se métamorphoser [1.3] |
Voambolana |
23 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (3/3) | 24 rangahy |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
26 (déformation de ranga (1) , rangahy est un terme de respect pour les hommes âgés). Ochnella madagascariensis (DC.) H.Perrier (Ochnaceae). Arbuste à bois dur. On en fait des cannes. Jolies fleurs jaunes. [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
27 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 29 hangari, harangi, haringa, hiranga, rangahy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02 |