|
|
|
|

Teny iditra1  rantsankazo
Singan-teny  2  rantsana, hazo
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fanazavàna teny malagasy  5  Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1]
6  ny sampan' ny hazo maniry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  The branch of a tree. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  branches d'un arbre [1.196]
Ohatra  9  ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59]
10  Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245]
Kamban-teny 
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30