|
|
|
|

Teny iditra1  sendra
Sokajin-teny  2  mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsitointoina, tointoina tsy nampoizina: Sendra nahita ny zandrinao aho anikeheo
mifanena tsy nampoizina: Sendra an-drainao tany an-tsena aho
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#596] incidental, occurring accidentally, happenning
5  [1.7] occuring by chance
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#598] par hasard, accidentellement, au moment où
7  [1.3] qui rencontre par hasard: Sendra nifanena taminy teny an-dàlana aho (Je l’ai rencontré par hasard sur la route) ~ Ilay sendra nihinana iny izahay no tonga izy (Il est arrivé juste au moment où nous mangions) ~ Sendra azy teny an-tsena aho (Je l’ai rencontré par hasard au marché)
8  [1.8] qui arrive ou se passe par hasard
Ohatra  9  Aza mba sendra izay vehivavy! [2.528#]
10  Nitady toko aho ka sendra vato. [1.281#]
11  sendra narary aho tamy ny izao. [2.59#]
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Tovy hevitra  15  sendrasendra
Mpanahaka  16  tojo, sehatra, tohatra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  24  sandré, sendra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21