Teny iditra (1/2) | 1 setroka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 smoke [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 fumée [1.3, 1.8] |
Ohatra |
6 setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny | 19 Dona-tsetroka (Andriarimalala René) |
Teny iditra (2/2) | 20 setroka |
Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
23 aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] |
Ohatra |
24 Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa [2.558] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 27 asetrok, koretsa, retsoka, rotsake, setroka, tserako, tseroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26 |