Teny iditra (1/2) | 1 soa |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany 9 Tombony, vokatra: Soa inona moa no azonao amin' ny fandehandehanana? 10 Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa 11 Ilaina, misy vokany tsara: Soa ny hevitra nomeny ahy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 good, beautiful, excellent [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 beau, bon, agréable; avantage, bien [1.3] 14 beau, bon, excellent [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny soa io |
Teny iditra (2/2) | 33 soa |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Voambolana |
35 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
36 Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Oranger à fruit doux ou acide suivant les variétés. Plus couramment appelé voasary. [Betsimisaraka]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 38 aso, osa, sao, soa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24 |