Teny iditra (1/2) | 1 soritra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Tsipika natao fetra na fanavahana zavatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 a mark, a trace, a line [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 marque, ligne, trace [1.8] 11 Sens général : écriture ; en pratique médicale empirique : scarifications, incisions légères, moins profondes que les tetika [1.196] |
Ohatra |
12 Namela soritra lalina tao an-tanàna anefa iny. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 18 soritra |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
21 Préparations qu'on applique sur les scarifications et nom des végétaux utilisés. Ce sont notamment, suivant les dialectes : 22 Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae). [Tankarana] 23 Tina chapelieriana (Cambess.) Kalkman (Sapindaceae). [Tsimihety] [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |