|
|
|
|

Teny iditra1  tany ama-monina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny fitambaran' ny olona rehetra miara-miaina amin' ny faritra iray
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the dwellers in the same neighbourhood.
Ohatra  5  [2.895#186] Fanetrin'ny tany ama-monina io ka ny dangy no mahatsara azy.
6  [4.27#2007/10/19] manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina
Singan-teny  7  tany, amana, monina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/02