|
|
|
|

Teny iditra1  telo noho dimy
Singan-teny  2  telo, noho, dimy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [1.1#937]
Fanazavàna teny frantsay  5  terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd) [1.3#693]
Voambolana  6  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12