Teny iditra (1/2) | 1 teto |
Singan-teny | 2 t~, eto |
Sokajin-teny | 3 ny lasan' ny tambinteny |
Ohatra |
4 Eny, teto ihany izy omaly sy afak' omaly. [2.69#] 5 Izany no Sekoly voalohany indrindra teto. [2.649#] 6 Trano dimy tafo ihany no teto an-tanàna. [2.445#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny tambinteny rehetra |
Teny iditra (2/2) | 8 teto |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
11 (vient de tentina).
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |