|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  toa
Sokajin-teny  2  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja... fa ny "toy" kosa fifanahafana, fifandraikana: Izay adala no toa an-drainy -- (Be maso toy ny rainy ity zaza ity)
4  (Samy hafa ny fampiasa ny toa sy ny toy ankoatra ny heviny mitovitovy: ny toa dia fampiasa: a) -eo alohan' ny anaran-tsamirery: Manantsaina toa an-dRabe ny zanany; -b) eo alohan' ny mpisolo anarana misolo olona: Tsy misy mahay toa azy; -d) eo alohan' ny anarana iombonana tsy voafaritry ny mpanondro: Maty toa tantely. Ny toy kosa dia fampiasa: a) eo alohan' ny anarana iombonana voafaritry ny mpanoritra: Mamy toy ny tantely -b) eo alohan' ny mpamaritra na mpisolo anarana manondro: Tsy mbola nisy toy izany ~ Toy izao ny fandehan' i Feno kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  semblable, comme, on dirait [1.5#293]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (2/6)15  toa
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny mpanao :
18  Matoantenin' ny iharana :
19  Matoantenin' ny fameno :
20  Anarana :
21  Mpamaritra :
Fanazavàna teny frantsay  22  obéir, servir [1.3#704, 1.5#293]
23  abdiquer, se soumettre à, honorer [1.3#704]

Teny iditra (3/6)24  toa
Sokajin-teny  25  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  26  Ohatra ny: Toa manavy aho izany
27  Angamba: Toa lasa omaly Rakoto [1.1]

Teny iditra (4/6)28  toa
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30  teny anti-miantso ny alika [1.1]
Tovy hevitra  31  to

Teny iditra (5/6)32  toa
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny malagasy  34  Voalohany, lehibe, niavian' ny hoe: dadatoa, nenitoa,matoa [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (6/6)37  toa
Sokajin-teny  38  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  39  banga (antsy, ets.) [Taisaka] [1.78]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  41  ato, ota, tao-, taò, toa

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27