|
|
|
|

Teny iditra1  tokana aman-tany
Singan-teny  2  tokana, amana, tany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza hatsarana tsy misy mitovy aminy
Mpanahaka  5  tsy misy toa azy, tsy manam-paharoa, safatsiroa aman-tany, tapitra ohatra, tapitra efatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10