Teny iditra tokantrano tsy ahahaka
Singan-teny tokantrano ; tsy ; ahahaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy tokony haely ho fantatry ny any ivelany ny fahoriana amam-pahasahiranana ao an-tokantrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The state of one's household should not be divulged. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18