Teny iditra (1/2) | 1 toky |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanantenana mafy amin' olona na amin-javatra iray: Mibanjina ny ho avy amin-toky 4 Antoka azo ianteherana: Nanome toky izy fa hanampy ahy raha vao tonga [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 confiance [1.3, 1.5] 6 assurance [1.3, 1.5, 1.13] 7 encouragement [1.3] 8 certitude [1.13] |
Ohatra |
9 Manome toky anao aho! [2.471] 10 Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny nalaina | 22 Soratra misy io teny toky io |
Teny iditra (2/2) | 23 toky |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
25 mosavy [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
26 sortilège [1.3] 27 Sortilège, acte malfaisant. Le verbe mitoky veut dire ensorceler (il ne faut surtout pas le confondre avec un autre verbe mitoky : avoir confiance dans quelqu'un, se fier à lui ; encore que cette ambiguïté soit peut être voulue). Le sortilège, l'acte malfaisant se dit : fitokiana. Le mpitoky est celui qui ensorcelle. La personne ensorcelée est dite voatoky, « atteinte par le sortilège ». Ce sont des croyances encore très répandues de nos jours. [1.196] |
Voambolana |
28 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 30 kito, toki, toky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06 |