|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita poka
Singan-teny  2  tsy hita, poka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1]
Ohatra  5  Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499]
Tovy hevitra  6  tsy hita popoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20