Teny iditra tsy mandray ravin' avaratra
Singan-teny tsy ; mandray ; ravin' avaratra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany [1.1]
Tovy hevitra tsy mandray ravin-deno

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21