Teny iditra voamadilo
Singan-teny voa ; madilo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Voan' ny hazo atao hoe kily, na madilo, maniry any amin' ny tapany atsimo sy andrefana; tahatahaka ny voantsaramaso ao anaty fonony lavalava misy voany maromaro ao anatiny ny voamadilo, izay sady mamimamy kely no maharikivy, tian' ny ankizy fatratra, haniny amin' ny sira sy sakay; ny voamadilo dia manana toetra mampivalana ka azo ampiasaina raha mitohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (de voa : fruit ; et dilo ou madilo : le Tamarinier). Fruits du Tamarinier, Tamarindus indica L. (Fabaceae). On vend ces fruits sur tous les marchés, y compris à Tananarive bien que l'arbre qui les fournit : kily ou madilo; Voir ces noms ; ne pousse que sur les côtes Ouest et Sud-Ouest. Riches en acide ascorbique, ils étaient autrefois appréciés des navigateurs comme antiscorbutique. Tous les navires qui touchaient Madagascar s'en approvisionnaient. La pulpe acidulée est un remède populaire. On l'administre aux enfants comme laxatif léger et comme dépuratif. On en prépare aussi des sortes de limonades. [1.196]
Anarana siantifika Tamarindus indica
Ohatra Nandrobona be ilay izy, lasa ohatra io fototra voamadilo io. [2.606]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08