Teny iditra | vono | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famelezana, fikapohana: Matim-bono any io zaza io fa aza apetraka any intsony Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: Nataon' ny miaramila vono moka ireo fahavalo ratsy saina Fitsofana ny jiro Fikosehana ny soratra tsy ho hita [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Killing; murder [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer [1.3] | |||||||||||||||
Tuerie, meurtre [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra | Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono.
[2.324] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | vôño | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Mampifanaraka, mampitovy [1.78] | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19 |
![]() |