|
|
|
|

Teny iditra1  vorivorinkena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] omasum
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants]
Ohatra  6  [2.69#] vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny.
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Singan-teny  8  vorivory, hena
Tovy hevitra  9  vorivoriny
Mpanahaka  10  masontantely, vahindrorohany, vavoninkena
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny vorivorinkena io
Sary 
12 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12