|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  bara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] ruiné, paumé
Kamban-teny 

Teny iditra (2/8)6  bara
Sokajin-teny  7  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.78] [Betsimisaraka] mino

Teny iditra (3/8)9  bara
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana.
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3] se dit de la voix sourde et de l'intelligence
se dit du caméléon vaincu et encore furieux
Tovy hevitra  13  barabara
Kamban-teny 

Teny iditra (4/8)16  bara
Sokajin-teny  17  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.78] [Bara] ho azy

Teny iditra (5/8)19  bara
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.3] barre qui sépare les mesures en musique

Teny iditra (6/8)22  bara
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.3] traverse, pièce mise en travers
Sampanteny 
25  Matoantenin' ny mpanao :
26  Matoantenin' ny iharana :
27  Matoantenin' ny fameno :
28  Anarana :
29  Mpamaritra :

Teny iditra (7/8)30  bara
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32  [1.196] Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra). [Sakalava]
Voambolana  33  Haizavamaniry

Teny iditra (8/8)34  Bara
Sokajin-teny  35  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  36  [1.1] Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka
Fanazavàna teny anglisy  37  [1.2] a tribe of people and division of the country in South-central Madagascar
Fanazavàna teny frantsay  38  [1.5] population du centre sud de Madagascar (villes principales: Ivohibe, Betroka, Ranohira, Ankazoabo)
Voambolana  39  Tantara: firenena
Kamban-teny 
Lohateny  42  Croyances et santé chez les Bara (Ramarlah Dominique)
43  Moeurs et Coutumes des Bara (Michel Louis)
44  Notes sur le Pays des Bara-Imamono (Le Barbier)
45  Ny amin' ny finoan' ny Bara (Ramarlah Antoine Marie)
46  Récits Bara (Faublée Jacques)
Tsanganana sy sary iray takila  47  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  48  Bara, bara, raba

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29