|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  andrandra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fijerena ambony mampitraka ny loha mba hitazanana ny avo, fikasana sy faniriana hanatratra na ho tonga eo amin' ny toerana iray ambony tadiavina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] erectness, uprightness of mien.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#39] érection de la tête, l'action de regarder le ciel
6  [3.1] NDLR: l'Abinal/Malzac écrit que andrandra a pour racine andra , mais ne montre pas andrandra dans la liste des dérivés d'andra
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)12  andrandra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3#39] espoir, attente
15  [1.5#63] action d'espérer
Voambolana  16  Filôzôfia

Teny iditra (3/3)17  andrandra
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2] the name of a water-fowl.
Voambolana  20  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/06