Teny iditra | bado | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Stupid; illiterate [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui a l'esprit obtus, un peu bête [1.3] | |||||||||||||||
Stupide; illettré [1.8] | ||||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bado io | |||||||||||||||
Teny iditra | bado | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. [1.19] | |||||||||||||||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | bado, boda, dabo, doba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |