Teny iditra |
fihary
(hary)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony [1.1]
|
| Taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Glande [1.13]
|
Ohatra | Fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona.
[2.424]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
fihary
(hary)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihary, mitady [1.1]
|
|
Teny iditra |
fihary
(hary)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary [1.1]
|
|
Teny iditra |
fihary
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
ompiana,
fiompy
[1.78]
|
|
Teny iditra |
fihary
(hary)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For omby, an ox, lit. wealth. [1.2]
|
|