Teny iditra | mahina | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Nanao ratsy ka matahotahotra sao fantatra:
Mahina angamba Rakoto tamin' ilay lainga nataony ka midifidify foana ny adala rehefa mifanena amiko [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Full of anxious thoughts. [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Anxieux, soucieux, soupçonneux, qui est dans l'angoisse [1.3] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | mahiña | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Mosary [1.78] | |||
Fivaditsoratra | hamany, hamina, mahina, manahy, mihana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |