Teny iditra | 1 mampisalasala |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Ohatra |
4 [2.48] « Aza mampisalasala anay hianao! |
Voambolana |
5 Filôzôfia |
Fototeny | 6 salasala |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 10 mampiroaroa saina, manakà, manakalahy, manalasala, mahasadaika, atriatry, tsy main-tsy lena, vozon' akoho tanora, manao traingon' alika, basina ariary fito |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mampisalasala io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |